<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>S.D. Martin</author>
<lyrics>[V1]
 Ry Jehovah, Tompo ô !
 Tompo masina sy to,
 Azonay ny teninao
 Mampandre ny antranao ;
 Aoka mba harahinay
 Ka ho masina aminay,
 // Mba hanao ny sitrakao
 Izahay mpanomponao //

[V2]
 Hody izahay izao
 Amin'ny Anaranao ;
 Mitoera aminay
 Ao an-tokantranonay,
 Mba ho velona aminao
 Izahay navotanao ;
 // Be ny fahavalonay
 Ka arovy izahay //</lyrics>
<title>Ry Jehovah, Tompo o! FFPM337</title>
<hymn_number>337</hymn_number>
</song>